4 “‘Aza manahaka ny razambenareo. Nilaza taminy mantsy ny mpaminany fahiny hoe: “Izao no tenin’i Jehovah Tompon’ny tafika: ‘Mba aza atao intsony ireny zava-dratsy fanaonareo ireny.’”’+
“‘Tsy nihaino anefa izy ireo, ary tsy niraharaha ny teniko’,+ hoy i Jehovah.