Deoteronomia 32:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Isaia 45:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Mandrotsaha orana avy any ambony, ry lanitra!+Aoka handrotsaka fahamarinana ny rahona. Aoka hisokatra koa ny tany ka hamokatra famonjena,Sady hampitsiry fahamarinana.+ Izaho Jehovah no namorona an’izany.”
8 Mandrotsaha orana avy any ambony, ry lanitra!+Aoka handrotsaka fahamarinana ny rahona. Aoka hisokatra koa ny tany ka hamokatra famonjena,Sady hampitsiry fahamarinana.+ Izaho Jehovah no namorona an’izany.”