-
Eksodosy 12:50, 51Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
50 Koa nataon’ny Israelita rehetra izay nandidian’i Jehovah an’i Mosesy sy Arona. Izany mihitsy no nataon’izy ireo. 51 Tamin’iny andro iny mihitsy i Jehovah no nitondra ny Israelita rehetra* nivoaka avy tany Ejipta.
-