-
1 Samoela 8:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 dia hoy i Jehovah taminy: “Henoy izay rehetra lazain’ny vahoaka aminao. Tsy ianao mantsy no laviny, fa izaho no tsy tiany ho mpanjakany.+
-
-
1 Samoela 12:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Io àry ilay mpanjaka nofidinareo, izay nangatahinareo. Jereo fa efa nanendry mpanjaka hifehy anareo+ i Jehovah.
-