FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Hosea 1:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary hoy i Jehovah taminy: “Ataovy hoe Jezirela* ny anarany, fa kely sisa dia hofaiziko ny taranak’i Jeho+ satria namono olona* be dia be tao Jezirela. Ary hataoko tsy hisy mpanjaka intsony avy amin’ny taranak’Israely.+

  • Hosea 6:8, 9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Tanànan’ny mpanao ratsy i Gileada,+

      Ary nandatsaka ran’olona be dia be izy ireo.+

       9 Toy ny andiana mpandroba miafina mba hanafika olona ny mpisorona.

      Mamono olona eny an-dalana izy ireo ao Sekema.+

      Tena mahamenatra ny zavatra ataony.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara