-
Amosa 5:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Halanareo ny olona mananatra eo am-bavahadin’ny tanàna,
Ary tsy tianareo izay milaza ny marina.+
-
-
Amosa 5:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Hangina àry izay malina amin’izany fotoana izany,
Fa ho fotoana hiavian’ny loza izany.+
-