FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 62:8, 9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Efa nanangana ny tanany ankavanana sy ny sandriny mahery i Jehovah, ka nianiana hoe:

      “Tsy homeko ho sakafon’ny fahavalonao intsony ny varimbazahanao,

      Ary tsy hosotroin’ny hafa firenena intsony ny divainao vaovao, izay efa nisasaranao.+

       9 Fa izay mijinja azy ihany no hihinana azy, ka hidera an’i Jehovah.

      Dia izay mioty azy ihany no hisotro azy ao amin’ny tokotaniko masina.”+

  • Amosa 9:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 ‘Ho avy ny andro’, hoy i Jehovah,

      ‘Ka ho tratran’ny mpiasa tany ny mpijinja,

      Ary ho tratran’ny mpanitsakitsaka voaloboka ny mpamafy voa.+

      Hisy divay mamy hitete eny an-tendrombohitra,+

      Ka hikoriana eny amin’ny* havoana rehetra.+

  • Malakia 3:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ento ao an-trano fitehirizana àry ny ampahafolon-karena rehetra,+ mba hisy sakafo ao an-tranoko.+ Ary tsapao toetra amin’izany ange aho e”, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika, “dia ho hitanareo fa hosokafako ho anareo ny vavahadin-dranon’ny lanitra.+ Dia handrotsaka fitahiana be dia be aminareo aho, mihoatra noho izay ilainareo aza.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara