Obadia 11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Nitazam-potsiny ianao tamin’izay andro izay,Rehefa naka ny tafiny ho babo ny fahavalo,*+Ary niditra teo am-bavahadiny ny hafa firenena ka nanao antsapaka+ an’i Jerosalema.Nanao hoatran’ny nataon’izy ireo ianao.
11 Nitazam-potsiny ianao tamin’izay andro izay,Rehefa naka ny tafiny ho babo ny fahavalo,*+Ary niditra teo am-bavahadiny ny hafa firenena ka nanao antsapaka+ an’i Jerosalema.Nanao hoatran’ny nataon’izy ireo ianao.