-
Obadia 19, 20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Ary ho lasan’izy ireo i Negeba sy ny faritra be tendrombohitr’i Esao,+
Sy Sefela, ary ny tanin’ny Filistinina.+
Ho lasan’izy ireo koa ny faritr’i Efraima sy ny faritr’i Samaria,+
Ary ho lasan’i Benjamina kosa i Gileada.
20 Ireo teto amin’ity dongon-tany* ity izay natao sesitany, izany hoe ny vahoakan’Israely,+
No hahazo ny tanin’ny Kananita hatrany Zarefata.+
Fa ny mponin’i Jerosalema izay natao sesitany tany Sefarada kosa no haka an’ireo tanànan’i Negeba.+
-