FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 17:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Dia nitondra olona avy any Babylona, Kota, Ava, Hamata, ary Sefarvaima+ ny mpanjakan’i Asyria, ary napetrany hisolo ny Israelita tao amin’ireo tanànan’i Samaria ireo olona ireo. Dia lasan’izy ireo i Samaria, ka nipetraka tao amin’ireo tanàna tao izy ireo.

  • Jeremia 31:5, 6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Ary hamboly voaloboka eny an-tendrombohitr’i Samaria+ indray ianao.

      Hamboly ny mpamboly ka hihinana ny vokatra azony.+

       6 Fa ho avy ny andro hiantsoantsoan’ny mpitily eny an-tendrombohitr’i Efraima hoe:

      ‘Mitsangàna, andao hiakatra any Ziona, any amin’i Jehovah Andriamanitsika!’”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara