FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 48:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Ny zavatra henontsika mihitsy izao no hitan’ny masontsika,

      Ao amin’ny tanànan’i Jehovah Tompon’ny tafika, dia ny tanànan’Andriamanitsika.

      Hampiorina mafy azy io mandrakizay Andriamanitra.+ (Sela)

  • Isaia 33:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Jereo i Ziona, ilay tanàna fanaovantsika fety!+

      Ho hitan’ny masonao i Jerosalema, izay fonenana milamina,

      Dia tranolay tsy hafindrafindra.+

      Tsy hotsoahana mihitsy ny fantsika be fanenjanan-day eo aminy,

      Ary tsy hisy hotapahina ny tadiny.

  • Isaia 60:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Nafoy sy nankahalaina ianao taloha, sady tsy nisy mpandalo teo aminao.+

      Hataoko lasa reharehan’ny olona mandrakizay anefa ianao,

      Sady hahafaly ny olona hatramin’ny taranaka fara aman-dimby.+

  • Amosa 9:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 ‘Hamboleko eo amin’ny taniny izy ireo,

      Ka tsy hongotana hiala amin’ilay tany nomeko azy intsony’,+

      Hoy i Jehovah Andriamanitrao.”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara