-
Jeremia 25:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Koa nalaiko teny an-tanan’i Jehovah ilay kaopy dia nampisotroiko ny firenena rehetra nanirahan’i Jehovah ahy:+
-
-
Jeremia 47:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
47 Nampita hafatra tamin’i Jeremia mpaminany momba ny Filistinina+ i Jehovah, talohan’ny nandresen’i Farao an’i Gaza.
-
-
Zakaria 9:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Hahita an’izany i Askelona ka hatahotra,
Ary hitebiteby be i Gaza.
Ho toy izany koa i Ekrona, satria atao afa-baraka ilay nantenainy.
Hisy mpanjaka ho faty ao Gaza,
Ary tsy hisy mponina intsony ao Askelona.+
-