5 “Jereo ny Asyrianina!+
Izy no tsorakazo hampiasaiko mba hanehoako ny fahatezerako,+
Ary ny tehina eny an-tanany no hoentiko hanasaziana.
6 Hirahiko hamely firenena mpikomy izy,+
Hamely vahoaka nampahatezitra be ahy.
Hasaiko maka babo be dia be sy mandroba zavatra maro koa izy,
Ary manosihosy an’ireny toy ny fanosihosy fotaka eny an-dalana.+