-
Jeremia 26:8, 9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Koa rehefa tapitra voalazan’i Jeremia daholo ny teny nasain’i Jehovah nolazainy tamin’ny vahoaka manontolo, dia nosamborin’ny mpisorona sy ny mpaminany ary ny vahoaka rehetra izy, ka hoy ireo: “Tena ho faty ianao! 9 Nahoana ianao no maminany amin’ny anaran’i Jehovah hoe: ‘Ho lasa hoatran’i Silo ity trano ity, ary ity tanàna ity ho rava ka tsy hisy mponina intsony’?” Dia nitangoronan’ny olona rehetra i Jeremia, tao an-tranon’i Jehovah.
-