FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 7:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 tamin’ny fotoana nanendreko mpitsara+ hitondra ny Israely vahoakako. Ary hovonjeko amin’ny fahavalonao rehetra ianao ka hataoko milamin-tsaina.+

      “‘“Nilaza taminao koa i Jehovah hoe hanao trano* ho anao+ i Jehovah.

  • Asan’ny Apostoly 15:16-18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 ‘Aorian’izany, dia hiverina aho ka hatsangako indray ny tranolain’i* Davida izay efa nirodana. Hamboariko indray ny sisa tsy rava tamin’ilay izy ka haveriko amin’ny laoniny. 17 Amin’izay dia hazoto hitady an’i Jehovah* ny olona sisa tavela, miaraka amin’ireo avy amin’ny firenena rehetra, dia ireo olona antsoina amin’ny anarako, hoy i Jehovah,* izay hanao an’izany zavatra+ 18 efa fantatra hatry ny ela izany.’+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara