FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 48:29, 30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 “Efa henonay hoe mirehareha i Moaba. Tena manambony tena izy.

      Henonay hoe mizahozaho izy, mirehareha, manambony tena, ary be hambom-po.”+

      30 “‘Fantatro hoe misafoaka izy’, hoy i Jehovah.

      ‘Tsy ho tanteraka anefa ny redirediny.

      Tsy hanao na inona na inona izy ireo.

  • Ezekiela 25:8, 9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 “Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Satria i Moaba+ sy Seira+ niteny hoe: “Hay hoatran’ny firenen-drehetra ihany ny taranak’i Joda!”, 9 dia havelako hisy hanafika ny tanàna eny amin’ny sisin-tanin’i* Moaba, dia ny tanàna tsara indrindra any,* anisan’izany i Beti-jesimota sy Bala-meona ary na dia i Kiriataima aza.+

  • Zefania 2:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 “Efa henoko nanala baraka ny vahoakako i Moaba,+ ary nanambanimbany azy ireo ny Amonita,+

      Ka nanesoeso azy sy nirehareha hoe haka ny taniny.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara