Hosea 7:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Voaporofo hoe meloka ny Israely satria nirehareha.+Tsy niverina tamin’i Jehovah Andriamaniny anefa izy ireo,+Sady tsy nitady azy, na dia efa izany rehetra izany aza no nanjo azy.
10 Voaporofo hoe meloka ny Israely satria nirehareha.+Tsy niverina tamin’i Jehovah Andriamaniny anefa izy ireo,+Sady tsy nitady azy, na dia efa izany rehetra izany aza no nanjo azy.