FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 9:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 dia hamely ny biby fiompinao any an-tsaha ny tanan’i Jehovah.+ Ho voan’ny areti-mandringana+ ny soavaly sy ny ampondra sy ny rameva ary ny omby aman’ondry.

  • Deoteronomia 28:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 “Hasian’i Jehovah amin’ny vain’i Ejipta sy ny hemoroida sy ny aretin-koditra mitera-mena ary ny aretin-koditra mibontsimbontsina ianao, ka tsy ho sitrana amin’ireny mihitsy.

  • Deoteronomia 28:60
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 60 Ary haveriny aminao ireny aretina rehetra tany Ejipta natahoranao ireny, ka tsy hiala aminao mihitsy.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara