FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 10:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Tonga dia natsotran’i Mosesy nanondro ny lanitra ny tanany, ka nisy haizim-pito eran’i Ejipta nandritra ny telo andro.+

  • Isaia 5:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Amin’izany andro izany, dia hierona izy rehefa mahazo remby,

      Toy ny ranomasina midoboka be.+

      Hahita haizina mampahatahotra izay mijery an’ilay tany,

      Ka na ny andro aza lasa maizina, satria feno rahona.+

  • Amosa 8:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 ‘Amin’izany andro izany’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony,

      ‘Dia hataoko milentika amin’ny mitataovovonana ny masoandro,

      Ary hataoko maizina amin’ny andro mazava be ny tany.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara