FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 24:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 “Rehefa mioty voaloboka eny amin’ny tanimboalobokao ianao, dia aza miverina mioty an’izay sisa tavela. Tokony havela ho an’ny vahiny sy ny kamboty ray ary ny mpitondratena ireny.

  • Jeremia 49:9, 10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Raha misy mpioty voaloboka tonga ao aminao,

      Tsy hamela sisa hotsimponina ve izy?

      Raha misy mpangalatra tonga amin’ny alina,

      Dia izay tiany ihany no halainy.+

      10 Fa hataoko mangadihady kosa i Esao.

      Hataoko miharihary ny toeram-piafenany

      Mba tsy ho afaka hiafina izy.

      Ho ripaka daholo ny zanany sy ny rahalahiny ary ny mpiara-monina aminy,+

      Ary tsy hisy intsony izy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara