-
Asan’ny Apostoly 27:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Mbola natsipitsipin’ilay tafio-drivotra anefa izahay, ka natao izay hahamaivana an’ilay sambo ny ampitson’iny.
-
-
Asan’ny Apostoly 27:38Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
38 Rehefa voky izy ireo, dia nariany tany an-dranomasina ny varimbazaha mba hanamaivanana an’ilay sambo.+
-