5 Dia natahotra be ireo tantsambo ka samy niantso vonjy tamin’ny andriamaniny avy. Ary natsipiny tany an-dranomasina ny entana tao anaty sambo, mba ho maivamaivana ilay sambo.+ I Jona anefa efa nidina tany anatin’ilay sambo, dia natory ary renoka be.