Salamo 123:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Toy ny ijeren’ny mpanompo ny tanan’ny tompony,Sy toy ny ijeren’ny mpanompovavy ny tanan’ny tompovaviny,No ijerenay an’i Jehovah Andriamanitray+Mandra-piantrany anay.+ Isaia 8:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Izaho hanantena foana* an’i Jehovah,+ izay manafina ny tarehiny amin’ny taranak’i Jakoba.+ Dia hanantena Azy aho.
2 Toy ny ijeren’ny mpanompo ny tanan’ny tompony,Sy toy ny ijeren’ny mpanompovavy ny tanan’ny tompovaviny,No ijerenay an’i Jehovah Andriamanitray+Mandra-piantrany anay.+
17 Izaho hanantena foana* an’i Jehovah,+ izay manafina ny tarehiny amin’ny taranak’i Jakoba.+ Dia hanantena Azy aho.