-
Zakaria 9:9, 10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Mifalia, ry Ziona zanakavavy ô!
Manaova horakora-pandresena, ry Jerosalema zanakavavy ô!
Iny tonga atỳ aminao iny ny mpanjakanao.+
10 Hesoriko ny kalesy fitondra miady ao Efraima,
Sy ny soavaly ao Jerosalema.
Hesorina koa ny tsipìka fiadiana.
-