Salamo 2:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ka hilaza hoe: “Izaho mihitsy no efa nametraka ny mpanjakako+Ao Ziona,+ tendrombohitro masina.” Isaia 32:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Jeremia 23:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 “Henoy izao!”, hoy i Jehovah. “Ho avy ny andro hampipoirako tsimoka* marina+ ho an’i Davida. Hisy mpanjaka hitondra+ eo amin’ilay tany. Ho lalin-tsaina izy ary hanao ny rariny sy ny hitsiny.+ Lioka 19:37, 38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Jaona 1:49 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 49 Ary hoy i Natanaela: “Raby ô, Zanak’Andriamanitra ianao! Mpanjakan’ny Israely ianao.”+
5 “Henoy izao!”, hoy i Jehovah. “Ho avy ny andro hampipoirako tsimoka* marina+ ho an’i Davida. Hisy mpanjaka hitondra+ eo amin’ilay tany. Ho lalin-tsaina izy ary hanao ny rariny sy ny hitsiny.+