-
Isaia 10:24, 25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Izao àry no tenin’i Jehovah Tompon’ny tafika, ilay Tompo Fara Tampony: “Ry vahoakako mipetraka ao Ziona ô! Aza matahotra noho ny amin’ny Asyrianina, izay namely anareo tamin’ny tsorakazo, sady nanainga ny tehiny+ hamelezana anareo toy ny nataon’i Ejipta.+ 25 Fa kely sisa dia hifarana ny fanamelohana, dia ho tezitra amin’i Asyria indray aho ka handringana azy.+
-