-
Jeremia 2:14, 15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 ‘Mpanompo ve ny Israely sa andevo teraka tao an-trano?
Koa nahoana izy no voaroba?
15 Mierona aminy ireo liona tanora;+
Mierona mafy izy ireo.
Nataon’izy ireo nihorohoro ny olona nahita an’izay nanjo ny tanin’ny Israely.
Nodorana ireo tanànany ka tsy misy mponina.
-