-
Isaia 5:29Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
29 Toy ny fieron’ny liona ny fierony,
Mierona hoatran’ny liona tanora izy ireo.+
Hierona izy dia hisambotra remby,
Ary hoentiny ilay izy ka tsy hisy hamonjy.
-