-
Zefania 2:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Io ilay tanàna nirehareha sy tsy nanana ahiahy,
Izay nieritreritra hoe: ‘Izaho no ambony indrindra, ary tsy misy mitovy amiko.’
Dia lasa mihorohoro ny olona rehefa mahita an’izay manjo azy,
Ary lasa toerana fatoritorian’ny bibidia izy.
Haneso* azy daholo izay rehetra mandalo, ka hanambana totohondry azy.”+
-