-
Salamo 77:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Nahita anao ny rano, Andriamanitra ô!
Nahita anao ny rano ka nanonjanonja,+
Ary lasa nisamboaravoara ny rano lalina.
-