FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 22:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Lasa mpanjaka i Josia+ tamin’izy valo taona, ary nanjaka 31 taona tao Jerosalema+ izy. Jedida no anaran-dreniny, ary zanak’i Adaia avy any Bozkata+ izy io. 2 Nanao izay tsara teo imason’i Jehovah i Josia, sady nanao hoatran’izay rehetra nataon’i Davida razambeny.+ Tsy niala tamin’izany izy, na nivily niankavanana na niankavia.

  • Jeremia 1:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Nampita ny teniny tamin’i Jeremia i Jehovah tamin’ny andron’i Josia+ zanak’i Amona,+ mpanjakan’ny Joda, tamin’ny taona faha-13 nanjakany.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara