-
2 Mpanjaka 25:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Dia novonoin’izy ireo teo imason’i Zedekia ireo zanany lahy. Ary nopotsirin’i Nebokadnezara ny mason’i Zedekia avy eo. Dia nofatorany tamin’ny gadra varahina izy, ary nentiny tany Babylona.+
-
-
Jeremia 39:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Nasain’ny mpanjakan’i Babylona novonoina tao Ribla teo imason’i Zedekia ireo zanany lahy. Nasain’ny mpanjakan’i Babylona novonoina koa ny olona ambony rehetra tao Joda.+
-