-
Jeremia 5:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Haripany ny vokatrao sy ny mofonao.+
Haripany ny zanakao lahy sy ny zanakao vavy.
Haripany ny omby aman’ondrinao.
Haripany ny voalobokao sy ny aviavinao.
Dia horavany amin’ny sabatra ny tanàna voaro mafy itokisanao.”
-