Joela 2:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Tsofy ao Ziona ny anjombona,+ Ary manaova hiakan’ady eo amin’ny tendrombohitro masina. Aoka hangovitra ny mponina rehetra eto amin’ity tany ity,Fa ho avy ny andron’i Jehovah+ sady efa akaiky!
2 “Tsofy ao Ziona ny anjombona,+ Ary manaova hiakan’ady eo amin’ny tendrombohitro masina. Aoka hangovitra ny mponina rehetra eto amin’ity tany ity,Fa ho avy ny andron’i Jehovah+ sady efa akaiky!