-
Isaia 33:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Miantsoantso eny an-dalana ny lehilahy mahery fo eo amin’izy ireo,
Ary mitomany be ny iraka mitady fihavanana.
-
-
Joela 1:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Loza fa ho avy ilay andro!
Fa efa akaiky ny andron’i Jehovah,+
Ary ho avy hoatran’ny fandringanan’ilay Mahery Indrindra izany!
-