-
Joela 2:15, 16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Tsofy ao Ziona ny anjombona!
Asaivo mifady hanina ny olona,* dia lazao hoe hisy fivoriambe makotrokotroka.+
16 Vorio ny vahoaka ary hamasino ny fiangonana.+
Vorio ny lehilahy be taona* sy ny ankizy ary ny zaza minono.+
Asaivo mivoaka avy ao amin’ny efitranony ny mpampaka-bady, ary avy ao amin’ny efitranony koa ilay ampakarina.
-