Fitomaniana 1:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Misaona ireo lalana mankany Ziona, satria tsy misy olona tonga mamonjy fety.+ Potika daholo ny vavahadiny,+ ary misento ny mpisorony. Malahelo be ireo virjiny* ao aminy, ary ory dia ory izy. Fitomaniana 2:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Potehiny toy ny trano bozaka eny an-jaridaina ny trano rantsankazony.+ Nataony tsy misy intsony* ny fetiny.+Nataon’i Jehovah hadino tao Ziona ny fety sy ny sabata, Ary tezitra be mihitsy izy, ka tsy raharahiany ny mpanjaka sy ny mpisorona.+
4 Misaona ireo lalana mankany Ziona, satria tsy misy olona tonga mamonjy fety.+ Potika daholo ny vavahadiny,+ ary misento ny mpisorony. Malahelo be ireo virjiny* ao aminy, ary ory dia ory izy.
6 Potehiny toy ny trano bozaka eny an-jaridaina ny trano rantsankazony.+ Nataony tsy misy intsony* ny fetiny.+Nataon’i Jehovah hadino tao Ziona ny fety sy ny sabata, Ary tezitra be mihitsy izy, ka tsy raharahiany ny mpanjaka sy ny mpisorona.+