-
Zakaria 1:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Dia hoy indray ilay anjely niresaka tamiko: “Miantsoantsoa hoe: ‘Izao no tenin’i Jehovah Tompon’ny tafika: “Tena hafana fo hiaro an’i Jerosalema sy Ziona aho.+
-