FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 2:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Any am-parany any,*

      Ilay tendrombohitra misy ny tranon’i Jehovah

      Dia ho mafy orina sady ho avo noho ny tampon’ireo tendrombohitra,+

      Ka hasandratra ho avo noho ireo havoana.

      Ary hiaraka ho any ny firenena rehetra.+

  • Isaia 11:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Isaia 66:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Dia halain’izy ireo avy any amin’ny firenena rehetra+ ny rahalahinareo rehetra, ka hataony fanomezana ho an’i Jehovah. Ary hoentiny amin’ny soavaly, kalesy, sarety mitafo, ramole, ary rameva mahery mandeha izy ireny, mba hiakatra ho any Jerosalema tendrombohitro masina”, hoy i Jehovah. “Izany dia hoatran’ny ataon’ny vahoakan’Israely rehefa mitondra fanomezana ao anaty vilia madio mankany an-tranon’i Jehovah.”

  • Jeremia 31:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Izao no lazain’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely: “Rehefa angoniko ireo mponin’i Joda lasa babo, dia hisy hiteny indray any Joda sy ao amin’ireo tanànany hoe: ‘Hotahin’i Jehovah anie ianao, ry fonenan’ny fahamarinana+ sy tendrombohitra masina ô!’+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara