FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 30:1-3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 “Rehefa tanteraka aminao daholo ireo teny ireo, izany hoe ny fitahiana sy ny ozona izay nasaiko nisafidiananao,+ ka tsaroanao* ireo+ any amin’ny firenena rehetra anaparitahan’i Jehovah Andriamanitrao anao,+ 2 ary miverina amin’i Jehovah Andriamanitrao ianao+ ka mihaino ny feony ianao sy ny zanakao, araka ny didy rehetra omeko anao anio, sady manao an’izany amin’ny fonao manontolo sy ny tenanao manontolo,+ 3 dia hoentin’i Jehovah Andriamanitrao miverina ny vahoakanao natao babo,+ ary hiantra anao izy+ ka hanangona anao indray avy any amin’ny firenena rehetra anaparitahan’i Jehovah Andriamanitrao anao.+

  • Isaia 11:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ary hisy lalambe+ avy any Asyria ho an’izay sisa miangana amin’ny vahoakany, dia izay sisa tavela,+

      Hoatran’ilay lalambe ho an’ny Israely, tamin’ilay andro nivoahany avy tany Ejipta.

  • Isaia 43:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Hiteny amin’ny avaratra aho hoe: ‘Avereno izy!’,+

      Ary amin’ny atsimo hoe: ‘Avotsory izy!

      Ento avy any lavitra any ny zanako lahy, ary ento avy any amin’ny faran’ny tany+ ny zanako vavy,

  • Isaia 60:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Mitrakà dia jereo daholo ny manodidina anao!

      Nangonina daholo izy rehetra, ka tonga eo aminao.

      Tonga avy any lavitra ny zanakao lahy,+

      Ary hoatr’izany koa ny zanakao vavy izay sakelehina.+

  • Isaia 60:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Fa hanantena ahy ireo nosy.+

      Ny sambon’i Tarsisy no anisan’ny hitarika*

      Mba hitondra ny zanakao lahy avy any lavitra any.+

      Hitondra ny volafotsiny sy ny volamenany ny zanakao,

      Mba hiderana ny anaran’i Jehovah Andriamanitrao sy Ilay Masin’ny Israely.

      Homeny voninahitra* mantsy ianao.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara