Isaia 35:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Hiverina+ any Ziona ireo navotan’i Jehovah sady hihoby.+ Hifaly foana izy ireo ka ho toy ny satroboninahitra eny aminy ny fifaliany.+ Ho falifaly sy ho ravoravo foana izy ireo,Fa tsy halahelo na hisento intsony.+ Isaia 61:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hahazo anjara avo roa heny ny vahoakako ho solon’ny henatra,Ary tsy ho afa-baraka intsony izy fa hihoby noho ny anjarany. Hahazo anjara avo roa heny tokoa izy ireo ao amin’ny taniny,+ Dia hifaly mandrakizay.+
10 Hiverina+ any Ziona ireo navotan’i Jehovah sady hihoby.+ Hifaly foana izy ireo ka ho toy ny satroboninahitra eny aminy ny fifaliany.+ Ho falifaly sy ho ravoravo foana izy ireo,Fa tsy halahelo na hisento intsony.+
7 Hahazo anjara avo roa heny ny vahoakako ho solon’ny henatra,Ary tsy ho afa-baraka intsony izy fa hihoby noho ny anjarany. Hahazo anjara avo roa heny tokoa izy ireo ao amin’ny taniny,+ Dia hifaly mandrakizay.+