FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 25:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Tamin’ny volana fahafito, dia tonga tany Mizpa i Ismaela+ zanak’i Netania zanak’i Elisama, izay anisan’ny taranaka mpanjaka, ary nisy folo lahy niaraka taminy. Ary namely an’i Gedalia izy ireo, ka maty izy sy ny Jiosy ary ny Kaldeanina niaraka taminy tany.+

  • Zakaria 7:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 “Lazao amin’ny olona rehetra eto amin’ity tany ity sy amin’ny mpisorona, hoe: ‘Nifady hanina sy nidradradradra ianareo tamin’ny volana fahadimy sy fahafito,+ nandritra ny 70 taona.+ Noho izaho tokoa ve anefa no nahatonga anareo hifady hanina tamin’ireny?

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara