Jeremia 31:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Hiverina izy ireo sady hitomany.+ Hitarika azy ireo aho raha mbola eo am-pitalahoana famindram-po izy ireo. Hoentiko eny amin’ny rano mikoriana*+ izy ireo,Ary lalana mitovy tantana tsy hahatafintohina azy no hitondrako azy. Fa Ray ho an’ny Israely aho, ary i Efraima no lahimatoako.”+ Jeremia 31:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 “Tsy zanako tena tiako ve i Efraima, ary zanaka mamin’ny foko?+ Isaky ny manameloka azy mantsy aho, dia tena mbola mahatsiaro azy ihany. Izany no mahatonga ahy hihetsi-po* noho ny aminy.+ Ary tena hiantra azy aho”, hoy i Jehovah.+
9 Hiverina izy ireo sady hitomany.+ Hitarika azy ireo aho raha mbola eo am-pitalahoana famindram-po izy ireo. Hoentiko eny amin’ny rano mikoriana*+ izy ireo,Ary lalana mitovy tantana tsy hahatafintohina azy no hitondrako azy. Fa Ray ho an’ny Israely aho, ary i Efraima no lahimatoako.”+
20 “Tsy zanako tena tiako ve i Efraima, ary zanaka mamin’ny foko?+ Isaky ny manameloka azy mantsy aho, dia tena mbola mahatsiaro azy ihany. Izany no mahatonga ahy hihetsi-po* noho ny aminy.+ Ary tena hiantra azy aho”, hoy i Jehovah.+