Jeremia 50:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Haveriko any amin’ny kijana nisy azy ny Israely,+ ka hiraoka ahitra any Karmela sy Basana.+ Eny amin’ny tendrombohitr’i Efraima+ sy Gileada+ izy no ho voky tsara.’” Mika 7:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ampiasao ny tehinao ka andraso ny ondry lovanao,+ dia ny vahoakanao,Ilay nipetraka irery tany an’ala, teo afovoan’ny saham-boankazo. Avelao izy hiraoka ahitra any Basana sy Gileada,+ hoatran’ny tamin’ny taloha.
19 Haveriko any amin’ny kijana nisy azy ny Israely,+ ka hiraoka ahitra any Karmela sy Basana.+ Eny amin’ny tendrombohitr’i Efraima+ sy Gileada+ izy no ho voky tsara.’”
14 Ampiasao ny tehinao ka andraso ny ondry lovanao,+ dia ny vahoakanao,Ilay nipetraka irery tany an’ala, teo afovoan’ny saham-boankazo. Avelao izy hiraoka ahitra any Basana sy Gileada,+ hoatran’ny tamin’ny taloha.