-
Matio 27:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Tamin’izay no tanteraka ilay nasaina nolazain’i Jeremia mpaminany hoe: “Dia nalain’izy ireo ny volafotsy 30 sekely, izay vidiny nanombanana an’ilay lehilahy. Izy ilay notombanan’ny zanak’Israely.
-