FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 26:14-16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Lioka 22:3-6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary i Satana niditra tao amin’i Jodasy, ilay antsoina hoe Iskariota, izay anisan’ny 12 Lahy.+ 4 Dia lasa i Jodasy nankany amin’ny lehiben’ny mpisorona sy ny lehiben’ny mpiambina ny tempoly mba hiresaka hoe ahoana sy ahoana no hamadihany an’i Jesosy ka hanolorany azy amin’izy ireo.+ 5 Koa faly izy ireo, ka nifanaraka hoe hanome vola* azy.+ 6 Dia nanaiky izy, ary nanomboka nitady an’izay fotoana mety tsara hamadihany an’i Jesosy ka hanolorany azy amin’izy ireo, rehefa tsy misy olona.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara