FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 26:14-16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Marka 14:10, 11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary lasa nankany amin’ny lehiben’ny mpisorona i Jodasy Iskariota, iray tamin’izy 12 Lahy, satria te hamadika an’i Jesosy ka hanolotra azy tamin’ireo.+ 11 Ary faly izy ireo rehefa naheno an’izany, ka nampanantena fa hanome vola* azy.+ Nanomboka nitady fotoana hamadihana an’i Jesosy àry i Jodasy.

  • Jaona 6:70
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 70 Dia hoy i Jesosy tamin’izy ireo: “Nifidy anareo 12 Lahy aho, sa tsy izany?+ Ny anankiray aminareo anefa mpanendrikendrika.”*+

  • Jaona 13:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Mbola nisakafo hariva izy ireo tamin’izay. Ary efa nataon’ny Devoly tao am-pon’i Jodasy Iskariota,+ zanak’i Simona, ny faniriana hamadika azy.+

  • Jaona 13:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Rehefa nalain’i Jodasy ilay mofo, dia niditra tao aminy i Satana.+ Dia hoy i Jesosy taminy: “Ataovy haingana izay ataonao.”

  • Asan’ny Apostoly 1:16, 17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 “Ry rahalahy, tsy maintsy tanteraka ny Soratra Masina, izany hoe ny faminaniana nolazain’ny fanahy masina tamin’ny alalan’i Davida momba an’i Jodasy,+ ilay nitarika an’ireo nisambotra an’i Jesosy.+ 17 Niaraka taminay mantsy izy taloha+ ary voafidy handray anjara amin’izao fanompoana izao koa.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara