70 Dia hoy i Jesosy tamin’izy ireo: “Nifidy anareo 12 Lahy aho, sa tsy izany?+ Ny anankiray aminareo anefa mpanendrikendrika.”+ 71 I Jodasy zanak’i Simona Iskariota no tiany horesahina tamin’izay. Izy io mantsy no hamadika azy, nefa izy anisan’ny 12 Lahy.+