10 Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Homelohiko ny mpiandry ondry ka hataoko ampamoaka noho ny amin’ny ondriko. Tsy havelako hiandry ny ondriko intsony izy,+ ka tsy hamahan-tena intsony. Dia hovonjeko avy eo am-bavany ny ondriko, ka tsy ho laniny intsony.’”