-
Matio 26:55, 56Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
55 Dia hoy i Jesosy tamin’ny vahoaka: “Tonga hisambotra ahy miaraka amin’ny sabatra sy kibay ve ianareo, hoatr’ireny hisambotra jiolahy ireny? Isan’andro aho nipetraka nampianatra tao amin’ny tempoly,+ nefa tsy nosamborinareo.+ 56 Mitranga anefa izao rehetra izao mba ho tanteraka izay nosoratan’ny mpaminany.”*+ Avy eo dia nandao azy daholo ny mpianatra ka lasa nitsoaka.+
-
-
Marka 14:50Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
50 Ary nandao azy daholo ny mpianany ka lasa nitsoaka.+
-